|
|
|
|

Teny iditra 1  solovozona
Singan-teny  2 solo, 3 vozona
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  7 Col de chemise postiche [1.3]
Ohatra  8  Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499#]
Voambolana  9  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20