|
|
|
|

Teny iditra vozona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The neck [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cou, col, goulot [1.3]
 Le cou; le col [1.8]
Ohatra Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra [2.69]
Voambolana 
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Teny iditra vozona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanerena hanaiky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Contrainte, violence [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30