Teny iditra misompirana (sompirana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahitsy tsara ny toerany na ny fipetrany: Ahitsio ity tsihy ity fa misompirana
Mitsivalana, mivilana: Nodidiany misompirana ny akanjoko ka simba
Mitovy hevitra: mibirioka ~ mivaona ~ mivilana ~ tailana
Miolaka, tsy mandeha mahitsy rehefa manao zavatra: Mahay misompirana izy rehefa sendra zava-tsarotra
Tsy mivantana: Reko misompirana fa hisy Minisitra hosoloana hono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be oblique, to be bevelled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être en biais, être placé obliquement [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misompirana
Ny lasa : nisompirana
Ny hoavy : hisompirana
Filaza mandidy : misompiràna
Kamban-teny 

Teny iditra misompiràna (sompirana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misompirana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20