|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misongadina
Fototeny  2  songadina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Miavaka tsara, mivongady
5  Voaenda-damba, miboridana [1.1]
Ohatra  6  Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky. [2.471]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  Mivongady, mivaingana, miharihary, mitojanjina, hita vatana, tsy takona afenina, tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona, azo tsapain-tanana, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina

Teny iditra (2/2)12  misongadìna
Fototeny  13  songadina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misongadina
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  18  misangodina, misangodìna, misongadina, misongadìna, misangodina, misangodìna, misongadina, misongadìna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20