Teny iditra | sorisory (sory) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Vexation, annoyance [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Chagrin, vexation [1.8] | ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |