Teny iditra | taikombindoha | |
Singan-teny | taik' omby ; loha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hofakofaka mainty mitakovana amin' ny lohan-jazakely ka mety miendaka ho azy na kikisana mba hiala [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Teigne, pellicule noire du crâne [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tsipelina hafa | taikombin-doha | |
Teny iditra | taikombindoha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Croûte de lait [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |