Teny iditra (1/2) | 1 tampina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Voasarona, mikombona, voakombona: Ela ny ela ka tampina ilay vava fery 4 Voatsentsina ka manjary feno ny loaka na ny lavaka: Tampina haingana ilay loaka tamin' ny lakana ka tsy niditra firy ny rano 5 Misy zavatra misakana, ka tsy afa-mandeha na mivoaka ny rano na ny rivotra, fempina: Tampina ny lakandrano 6 Zavatra entina manentsina ny hirika, ny loaka: Niala ilay tampina natao tamin' ny varavarankely tsisy fitaratra ~ Asio tampina ity akanjo ity fa loaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 plugged, corked [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 bouché [1.3#662, 1.8, 1.13] 9 obstrué [1.3#662, 1.8] 10 fermé 11 ce qui bouche, obstrue, un morceau d'étoffe servant à boucher le trou d'un habit, action de boucher: Asio tampina ity pataloha ity, fa loaka (Mettez un morceau d'étoffe à ce pantalon pour boucher ce trou) [1.3#662] 12 fermé, cicatrisé en parlant d'une plaie 13 (de tampina). Nom d'une plante qu'on applique sur les blessures pour en faciliter la cicatrisation. Voir aussi tampinangatra. [Sakalava] [1.196] 14 [Tsimihety] |
Ohatra |
15 Rahefa tampina ny masoko, dia nandeha indray ny fiarakodia. [2.471#57] 16 Izany fitafiana rehetra izany, na ny ambony na ny ambany, dia samy nisy tampina avokoa. [2.4#67] |
Voambolana |
17 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 22 tsentsina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 24 tampina |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.196] |
Voambolana |
27 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Fivaditsoratra | 28 atampin, mpitana, nampita, natampi, natapim, pitaman, tampina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |