|
|
|
|

Teny iditra1  tanindrazana
Singan-teny  2  tany, razana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the family's ancestral land; one's home country; the fatherland [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  La patrie, la terre des ancêtres [1.3]
7  le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [1.8]
Ohatra  8  Manina ny tanindrazana aho izany! [2.470]
9  Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao. [2.472]
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny tanindrazana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21