Teny iditra telo heny
Singan-teny telo ; heny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A threefold [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Triple, trois fois plus [1.13]
Ohatra Aoka ho avo roa heny, telo heny aza, ny famelezan' ny sabatra! [2.996]
Tovy hevitra avo telo heny
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23