Teny iditra | 1 tokantranon-dahy |
Singan-teny | 2 tokantrano, lahy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ny tokantrano tsy misy vehivavy, na tsy ao ny vehivavy, ka tsy mimpirina araka ny tokony ho izy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |