|
|
|
|

Teny iditra1  tongotra mby an-dakana
Singan-teny  2  tongotra, mby, lakana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (tongotra efa ao anaty lakana) ka tsy azo averina intsony: enti-milaza zavatra efa natomboka natao ka tsy azo itsoahana intsony
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] your feet are already in the canoe: you are on your way now
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] vous avez les pieds dans la pirogue: vous voilà bien parti, vous ne pouvez plus reculer
Ohatra  7  Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07