|
|
|
|

Teny iditra 1  toriteny
Singan-teny  2 tory, 3 teny
Sokajin-teny  4  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny anglisy  6 preaching; a sermon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sermon [1.3, 1.8]
8 discours [1.3]
9 prédication [1.8]
Ohatra  10  Fa raha ny toriteny kosa dia tsy nisy azonay ankizy. [2.356#20]
11  Ary tsy nisy toriteny natao, fa ny ray aman-dreny vitsy vitsy, no nangatahina handaha-teny fohy fohy avy: [2.59#313]
Tovy hevitra  12 fitorianteny

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22