|
|
|
|

Teny iditra1  tory rahona ny lanitra
Singan-teny  2  tory, rahona, lanitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] feno rahona tanteraka ny manodidina, ka mety haharitra ny orana raha avy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26