Teny iditra | 1 tremalahy |
Singan-teny | 2 trema, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 olona manankarem-be [1.1] 5 mpanefoefo [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 richard [1.13] |
Ohatra |
7 Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy [2.324] |
Mpanahaka | 8 1.1^^=mpanjatobe=komohina=mpanarivo=mpanalina=mpanefohefo=mpanontany ny ory=metroka=matevina=ngetroka=tovinjaka=feno tsoka=manam-be hovangoana=mianjady amin' ny fananany=milomano amin' ny harena=miravoravo manana=mihary zaka=mpangoron-karena=saingona=be fofon' aina |
Fivaditsoratra | 9 hamelatry, mihelatra, tremalahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |