|
|
|
|

Teny iditra1  tremalahy
Singan-teny  2  trema, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  olona manankarem-be [1.1]
5  mpanefoefo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  richard [1.13]
Ohatra  7  Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy [2.324]
Mpanahaka  8  mpanjatobe, komohina, mpanarivo, mpanalina, mpanefohefo, mpanontany ny ory, metroka, matevina, ngetroka, tovinjaka, feno tsoka, manam-be hovangoana, mianjady amin' ny fananany, milomano amin' ny harena, miravoravo manana, mihary zaka, mpangoron-karena, saingona, be fofon' aina

Fivaditsoratra  9  hamelatry, mihelatra, tremalahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16