Teny iditra tsianjery
Singan-teny tsy ; jery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Récitation [1.13]
Ohatra 
1tsy maintsy amin'ny fotoana sy fihetsika voafetra miaraka amin'ny tsianjery amin'ny teny tsy fantatra! [2.532]
2Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
3Toa zary hira akory aza ilay fivavahana tsianjery miverimberina [2.470]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03