|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsingita
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan' ahitra misy raviny madinika fihinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  (de ngita : crépue, très frisée). Nom de plusieurs petites Brassicaceae : Senebiera didyma (L.) Pers., Nasturtium millefolium Baker. (Brassicaceae). Plus ou moins utilisées autrefois comme herbes potagères (Malzac). Voir aussi anantsingita, qui a la même origine [Betsileo, Merina] [1.196]
Tovy hevitra  6  anantsingita
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)9  tsingita
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  12  Nom relevé anciennement par Rochon avec l'orthographe « Tchingit ». « Fève à fleur jaune, espèce de Baguenaudier ». Voir aussi tsingitsy. [Betsimisaraka Avaratra] [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28