Teny iditra tsivikinindahy
Singan-teny tsy ; vikinina ; -dahy (lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tamboho kely ivaiva, tamboho eo amin' ny iray metatra sy sasany eo ho eo, na fefy hazo marani-doha [1.1]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04