|
|
|
|

Teny iditra1  tsongaina
Fototeny  2  tsonga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fidina fatratra, fantenana: Notsongaina tanatin' ny arivo ianao, Ramatoa [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  Fantenana, fidina, jobonina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  itsangano, itsongana, tsingoana, tsongaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05