Teny iditra tsy fahita firy
Singan-teny tsy ; fahita ; firy
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mahalana
Ohatra Tany fotsy no niarahana nividy an-kitapo ka fiara avy any no nanatitra azy ireo teo an-tanàna, nitabatabbàna sy nampihotakotaka aoka izany, moa va tsy lanonana iray goavana tsy fahita firy. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25