Teny iditra | 1 tsy hita avanavana |
Singan-teny | 2 tsy hita, avanavana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 used of something that is unique. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 innombrable [1.3, 1.5] 7 complètement invisible, incompréhensible [1.3] |
Ohatra |
8 tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika [2.296] 9 Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy|hita avanavana mbola tsy|hita avanavana akory izay Ankeritsa. [2.357#68] 10 fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy [2.296#114] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |