|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita noanoa
Singan-teny  2  tsy hita, noanoa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [tsy hita, not seen.] very deep. [1.2]
6  bottomless (of a chasm) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  sans fond, très profond [1.8]
Ohatra  8  Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895]
9  tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27]
10  Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472]
Tovy hevitra  11  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20