|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita paipaika
Singan-teny  2  tsy hita, paipaika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond
Ohatra  6  Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [2.587]
Tovy hevitra  7  tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10