Teny iditra | 1 tsy latsa-danja noho ny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [1.38] Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy. 4 [2.470] Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony. |
Singan-teny | 5 tsy, latsaka, lanja, noho |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |