Teny iditra tsy maharay tena (tsy, ray, tena)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: taitra
Ohatra Mitsilany tahaka ny tsy maharay tena intsony izy noho ny faharerahana mahazo azy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31