Teny iditra tsy marary tsy mari-koditra
Singan-teny tsy ; marary ; marikoditra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Salama tsara tsy misy aretina na kely aza [1.1]
Ohatra 
1Tsy marary tsy marikoditra ny zanany [2.470]
2aza marary aza marikoditra [2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20