Teny iditra | 1 tsy maty tsy akory fa mbola matory |
Singan-teny | 2 tsy, maty, tsy akory, mbola, matory |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ny olomalala na ny olomanga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fitiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |