|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mena-milahatra
Singan-teny  2  tsy, menatra, milahatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ireo afa-boninahitra, nefa mbola misolantsolana milahatra miaraka amin' ny olona manan-kaja [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15