Teny iditra | tsy mena-mitaha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona mendrika na zavatra tsara sy kanto, afaka mifaninana amin' ny hafa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Does not suffer by comparison [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui soutient la comparaison [1.8] | |
Singan-teny | tsy ; mena- (menatra) ; mitaha | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |
![]() |