Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsy menatra
Singan-teny
tsy
;
menatra
Sokajin-teny
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
Mitovy hevitra:
afa-baraka
~
afa-boroka
~
afa-pofona
~
lany hasina
~
lany henatra
~
latsaka ondana
~
maimbo erona
~
maimbo tsikahonkahona
~
maivoka
~
mavoin-tena
~
tsy manan-kambo
~
tsy manan-kenatra
~
tsy mena-milahatra
~
tsy mena-misoratra
~
tsy mitandro henatra
~
tsy mizara hena-maso
~
tsy naniry volo ny handrina
~
tsy vaky afero
~
tsy vaky atatra
~
tsy vaky aty
~
tsy valahara
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13