Teny iditra tsy misatry fanahy
Singan-teny tsy ; misatry fanahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo [1.1]
Ohatra nefa tsy mba misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany. [2.445]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20