|
|
|
|

Teny iditra1  tsy misy madilana hotentenana
Singan-teny  2  tsy misy, madilana, tentenana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina
Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina
Tovy hevitra  5  tsy misy madilana maito hotohizina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10