Teny iditra | 1 tsy misy toa azy |
Singan-teny | 2 tsy misy, toa, azy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Ny tsy dia anankíray amin'ny anjely roaro izy andevon'ny vavy anefa dia tsy azon-draletsy akory, fa tsy misy toa azy [1.38] 5 fa lehibe izany andro izany, ka tsy misy toa azy! [2.996] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |