Teny iditra | 1 tsy misy tomika |
Singan-teny | 2 tsy misy, tomika |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Nanantena ny fanjakana fa ho avy Antsihanaka, handeha isam-batana, isan-drafitra sy isan-tsokajy, hiladilady, haneho ny "firaiketana tsy misy tomika". [2.472] 5 Fa mahitsy ny tenin'ny Tompo, ary tanteraka tsy misy tomika ny asany rehetra. [2.996] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |