|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  to
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka, Bara, Tanosy] marina
4  [1.1, 1.13] marina
5  [1.1] mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy
6  [1.13] voamarina, ekena
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3.fr#704, 1.13] vrai
8  [1.3.fr#704] véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé
9  [1.13] vérifié
Ohatra  10  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
11  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
12  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Filaza mandidy :
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Matoantenin' ny fameno :
18  Anarana :
19  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny to io

Teny iditra (2/8)27  to
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.78] [Tanosy] fahamarinana
Sampanteny 
30  Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (3/8)31  to
Sokajin-teny  32  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  33  [1.1] Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha

Teny iditra (4/8)34  to
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36  [1.1] teny anti-miantso ny alika
Tovy hevitra  37  toa

Teny iditra (5/8)38 
Sokajin-teny  39  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  40  [1.78] [Sihanaka] ity
Tovy hevitra  41  taô

Teny iditra (6/8)42  to~
Sokajin-teny  43  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  44  [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy)

Teny iditra (7/8)45  to    
Sokajin-teny  46  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  47  [1.17] mankany, ho any; ho an'...; eo amin'...
Kamban-teny 

Teny iditra (8/8)49  to    
Sokajin-teny  50  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  51  [1.17] ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work)

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02