Teny iditra | 1 valim-babena |
Singan-teny | 2 valy, babena |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 valin' ny soa noraisina tamin' ny olona; fankasitrahana ataon' ny zanaka amin' ny ray aman-dreny noho ireo soa be nataony taminy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the duty of grown children to help their parents [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 L' amour filial est la récompense que donne l' enfant à ceux qui l'ont porté sur le dos. On appelait aussi de ce nom le cadeau que donnait l'enfant à ceux qui l' avaient porté dans son enfance ; le sens général disait la reconnaissance, les cadeaux offerts aux bienfaiteurs. [2.415#1009] 7 cadeau que donne un enfant devenu grand à celle qui l’a porté sur le dos ; reconnaissance, amour filial [1.3] 8 reconnaissance filiale envers les parents [1.8] |
Ohatra |
9 koa mba ho taizainy kosa fa antitra, hanaovany valimbabena; [2.59#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |