Teny iditra (1/2) | 1 varatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 thunder; a thunderbolt [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 foudre, tonnerre [1.8] |
Voambolana |
6 Haitoetrandro |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 29 varatra |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
31 fotaka [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 34 avaratr, varatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |