Teny iditra | vato mitsangana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vato fahatsiarovana; vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [1.1] | |
Tovy hevitra | vatolahy | |
Teny fotony | vato, mitsangana | |
Teny iditra | Vatomitsangana (vato, tsangana) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Fangi-bolantany | -20.15, 47.55 | |
Haianarantany | vato, tsangana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |