Teny iditra 1/4 vatra
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voakarakara, voakolokolo: Ho vatranao ve ireto zaza ireto?
Zatra amin' ny...: Toa tsy ho vatrako na oviana na oviana io mpampianatra io
Vita, azo atao: Tsy vatrany, hono, ny hiakatra atý isan' andro
Aritra, zaka: Moa ho vatranao ve ny hofanana any amoron-tsiraka? [1.1]
unkLabel:wordtran.: Endurable [1.2, 1]
Fanazavàna teny anglisy Supportable [1.2]
 Striven for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay à quoi on s'habitue, supportable, tolérable, à quoi on peut se résoudre sans trop de difficultés, dont on est capable, qu'on mène à bonne fin, dont on vient à bout [1.3]
 Qu'on supporte, qu'on peut et veut mener à bonne fin [1.8]
Ohatra 
1Tsy vatrako ny hanoanana (Je ne puis pas endurer la faim) [1.3]
2Tsy vatrako ity raharaha ity (Je ne puis pas venir à bout de ce travail) [1.3]
3Tsy vatrako ny miakatra eto isan' andro (Je ne suis pas capable de monter ici tous les jours) [1.3]
4Tsy vatrako ny mitoetra amin' ity tanàna ity (Je ne puis pas me résoudre à rester dans ce village) [1.3]
5Tsy vatrako ny mitoetra amin' io lehibe io (Je ne puis pas m'habituer à ce chef, je ne peux pas supporter ce chef) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vatra, vatrako, vatranao, vatrany, vatrantsika, vatranay, vatranareo, vatran', vatran-
Ny lasa : vatra, vatrako, vatranao, vatrany, vatrantsika, vatranay, vatranareo, vatran', vatran-
Ny hoavy : ho vatra, ho vatrako, ho vatranao, ho vatrany, ho vatrantsika, ho vatranay, ho vatranareo, ho vatran', ho vatran-
Sampanteny 

Teny iditra 2/4 vatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vanditra amin' ny tena avy amin' ny kapoka na tady namatorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stripes, wound [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Raies, traces laissées par des coups, par la cravache, les empreintes laissées par des liens sur le corps, par des lianes sur l'arbre [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : vatra, vatrako, vatranao, vatrany, vatrantsika, vatranay, vatranareo, vatr', va-, vatry
Tovonana : -batra, -batro, -batrao, -bany, -batsika, -batray, -batrareo, -batr', -ba-, -batry
Sampanteny 
 

Teny iditra 3/4 vatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Vata [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A box, a trunk, a shelf for keeping pots, rice, etc. See vata [1.2]
Haiendriteny 
Tsotra : vatra, vatrako, vatranao, vatrany, vatrantsika, vatranay, vatranareo, vatr', va-, vatry
Tovonana : -batra, -batro, -batrao, -bany, -batsika, -batray, -batrareo, -batr', -ba-, -batry

Teny iditra 4/4 vatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Rian-tapaka [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : vatra, vatrako, vatranao, vatrany, vatrantsika, vatranay, vatranareo, vatr', va-, vatry
Tovonana : -batra, -batro, -batrao, -bany, -batsika, -batray, -batrareo, -batr', -ba-, -batry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31