Teny iditra (1/3) | 1 vika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza izay mafy sy maharitra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Ce qui dure, ce qui est solide [1.3, 1.196] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 vika |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Voambolana |
9 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 Pitsoka oritra, fahafolahan-taolana. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 Entorse [1.3] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 14 vika |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Ahitra lava fanao sarom-bovonana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 Espèce d'herbe ongue dont on se sert pour couvrir le faîtage des toits [1.3] 19 . Orthographe retenue par Dubois, Malzac (réf. H.Perrier 1478). Voir aussi viko et viky. Flagellaria indica L. (Flagellariaceae). Liane dont les tiges très résistantes lorsqu'elles sont âgées, sont utilisées par les Malgaches à la manière du rotin. On s'en servait pour lier le faîtage des toitures, en vannerie, etc. [1.196] |
Tsipelina hafa | 20 viko, viky |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 22 kivà, vika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |