Teny iditra | vikina | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina [1.1] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A jump, a leap [1.7] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Saut [1.20] | |||||||||||||||||||||
Saut, bond [1.8] | ||||||||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||||||||
Tsipelina hafa | vokina ~ vokona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vikina io | |||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/18 |
![]() |