Teny iditra | 1 vinantovavy |
Singan-teny | 2 vinanto, vavy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a daughter-in-law [1.7] |
Ohatra |
5 Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo [2.470] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |