|
|
|
|

Teny iditra 1  voafaritra
Fototeny  2 faritra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny anglisy  5 marked out, having boundary lines set. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 circonscrit, limité [1.3#155]
7 délimité; compris entre [1.13]
Ohatra  8  Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470#38]
9  Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy: [2.472#68]
Tovy hevitra  10 finaritra
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe voafaritra

Fivaditsoratra  voafaritra, 12 voarafitra, 13 voarifatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22