Teny iditra |
voamaso
|
Singan-teny | voa ; maso |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The eyeball [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'oeil même [1.8]
|
Ohatra | Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa.
[2.470]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
voamaso
|
Singan-teny | voa ; maso |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae).
Arbuste lianoïde à fruits comestibles.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Salacia dentata |
Voambolana |
Anaram-javamaniry |
|
|