|
|
|
|

Teny iditra 1  voaray
Fototeny  2 ray
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  6 received, accepted, taken; jointed, united. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 reçu, accepté, pris [1.3]
Ohatra  8  Ho voaray malaky kosa anefa izy [2.117#97]
9  voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy [2.59#384]
10  Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva [1.281]
11  Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola [2.366#140]
12  Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany [2.499#63]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe voaray
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 arovay, 16 iravao, 17 Ivoara, 18 ôvaria, 19 raivoa, 20 voaira, voaray

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21