|
|
|
|

Teny iditra1  voatabiha
Fototeny  2  voa, tabiha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaniry, ny voany menamena malemy, fanao fangaron-daoka matsiro
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a tomato
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] tomate
Voambolana  7  Haizavamaniry: voankazo
Tsipelina hafa  8  voatabia
Tovy hevitra  9  voangilombazaha
Sary 
10  11 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12