Teny iditra | 1 voatsiary |
Singan-teny | 2 voa, tsy, ary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 fruit qui n'existe pas 5 impossible [1.3] 6 (de voa : fruit ; tsy : négation ; et ary : créé, auquel Dieu a donné naissance). Ce nom signifie littéralement : « fruit imaginaire », « qui n'a pas été créé ». C'est une expression très curieuse employée surtout dans les contes et les légendes. [Merina] [1.196] |
Ohatra |
7 voatsiary ilaiko aminao izany; [2.69#288] 8 Fa ny iray sotro asisika, ary ny iray nila voatsiary. [2.293#21] 9 Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary ianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao. [2.996#49.019.021] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17 |