|
|
|
|

Teny iditra1  vodirindrina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] [vody rindrina] the base of a wall
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] [vody rindrina] fond d'un mur
5  [1.13] soubassement du mur
Ohatra  6  [2.470#151] vodirindrina no itampifiany
7  [1.1#651] Vao nahazo medaly Rakoto ka miara-mikorana amin' ny mpifanolo-bodirindrina aminy
8  [2.857#] ary ny vodirindrina tandrifin' ny ipetrahan' ny mpinona dia loahany kely hiboroaka any alatrano.
Voambolana  9  Toe-karena: fanorenana
Singan-teny  10  vody, rindrina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07