Teny iditra | volomalemy (volo, lemy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana volo madinika fahita amin'ny vorona rehefa miala ny volo ety ivelany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Duvet [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |