Teny iditra | 1 volontsomaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Volo maniry eo ambany saoka na eo ambanin' ny molotra ambany |
Voambolana |
4 Haiaina |
Singan-teny | 5 volo, somaka |
Mpanahaka | 6 somotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |